Entry | 1 faharatsiana |
Root | 2 ratsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany |
Explanations in French |
5 [1.3] mauvais état, mauvaise qualité, laideur méchanceté, malice, malheur |
Morphology |
|
Synonyms | 8 haratsiana |
Compound words |
|
Anagrams | 10 faharatsiana, fahatsaranay, faratsahanay, ifaratsahana |
Updated on 2023/08/11 |