Entry |
haratsiana
(ratsy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy Havetavetana [1.1]
|
Explanations in English | Evil, wickedness [1.7]
|
Explanations in French | Méchanceté [1.3, 1.8]
|
| Malheur [1.3, 1.8]
|
| Malice [1.3]
|
| Mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3]
|
Examples |
1 | Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana!
[1.214]
|
2 | Haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna.
[1.519]
|
|
Synonyms | |
Proverbs |
|