Entry | 1 fahariana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.3] le pouvoir de créer: An' Andriamanitra irery ny fahariana (Le pouvoir de créer appartient à Dieu seul) |
Examples |
4 [2.59#] Ny an-doha dia mbola narary hiany, ary fanina aho ka mila hianjera, dia nandoa dia nandroso ny fahariana fa nitombo ny aretina |
Vocabulary |
5 Philosophy |
Root | 6 ary |
Article |
7 Randzavola: fahariana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 8 fahariana, fiarahana, hafaranay, hiafarana, ifaharana, ifanaraha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |