Entry | 1 fahasalamàna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena |
Explanations in English |
4 [1.7] the state of one's health; good health |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] santé 6 [1.3] paix, bonheur |
Examples |
7 [2.472] Manao ahoana ny fahasalamana? 8 [2.245] fahasalamana tsy haha ory azy. 9 [2.285] ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; 10 [2.117] Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. |
Vocabulary |
11 Health |
Root | 12 salama |
Synonyms | 13 hasalamàna |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |