Entry (1/3) | 1 salama |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy marary, tsy marofy. |
Explanations in English |
4 [1.7] well, healthy |
Explanations in French |
5 [1.3] qui est en bonne santé 6 [1.8] bien portant, en bonne santé |
Examples |
7 Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470] 8 Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [2.471] 9 Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472] |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 salamalama |
Analogs | 13 tsy marofy, finaritra, tsara fanahy, seheno, tsy maninon-tsy maninona, soamadina, bolangina |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 17 salama |
Part of speech | 18 interjection [Full list] |
Explanations in English |
19 [1.7] [Arabic salam] how do you do? |
Explanations in French |
20 [1.8] [arabe salam] salut! bonjour! |
Entry (3/3) | 21 salama |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in French |
23 [1.196] (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029. La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé. Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [Mahafaly]
|
Vocabulary |
24 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/10/08 |