Entry | 1 fahasorisorena |
Root | 2 sorisory |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahasosorana, fahadisadisana, fahadikidikiana |
Explanations in French |
5 [1.3#632] Ennui, vexation, chagrin |
Examples |
6 Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena [2.996#] |
Updated on 2024/12/11 |