|
|
|
|

Entry1  sorisory
Root  2  sory
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1]
Explanations in English  5  vexation, annoyance [1.7]
Explanations in French  6  chagrin, vexation [1.8]
Examples  7  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471]
8  Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472]
Vocabulary  9  Emotions
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Names :

Anagrams  15  risoriso, sorisory

Updated on 2023/01/20