|
|
|
|

Entry1  manorisory
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra
Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a!
Explanations in English  4  [1.7] to vex, to chagrin
Explanations in French  5  [1.8] vexer, agacer
Examples  6  [2.5] Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy.
Root  7  sorisory
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2024/12/11