Entry | 1 fahatezerana |
Root | 2 tezitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba |
Explanations in English |
5 [1.7] anger |
Explanations in French |
6 [1.3] la colère 7 [1.8] colère |
Examples |
8 fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472] 9 dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Morphology |
|
Synonyms | 13 hatezerana |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fahatezerana |
Article |
15 Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |