Entry | 1 hatezerana |
Root | 2 tezitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba |
Vocabulary |
5 Emotions |
Synonyms | 6 fahatezerana |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word hatezerana |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |