Entry (1/3) | 1 fahatra |
Part of speech | 2 Unspecified |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena [1.1] |
Explanations in English |
9 See fahana, vahatra. [1.2] |
Entry (2/3) | 10 fahatra |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo: -- ny loha lela: r -- ny lany lela: 1 -- ny lanilany: g -- ny nify: t -- ny molotra: m ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [1.1] |
Entry (3/3) | 13 fahatra |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 mpamorona [Taimoro]
[1.78] |
Anagrams | 16 fahatra, hafatra |
Updated on 2020/07/31 |