Entry (1/3) | 1 mamahatra |
Root | 2 fahatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady 5 Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1] |
Explanations in English |
6 to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2] |
Explanations in French |
7 se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3] |
Examples |
8 Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany. [1.257#] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 13 mamahatra |
Root | 14 vahatra |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 21 mamahatra |
Root | 22 vahatra |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in English |
24 to begin to colonize [Provincial]
[1.2#721] |
Updated on 2023/03/28 |