|
|
|
|

Entry1  fahatrotrahana
Root  2  trotraka
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3] épuisement
Examples  5  Na dia eo aza ny fahatrotrahana tamin' ny lahasa mafy nandritra ny andro, dia mbola miran' endrika ihany Rainitoandro mahatsinjo ny vady aman-janany iray tafasiry eo amorom-patana. [2.470]
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
Synonyms  8  hatrotrahana

Updated on 2020/07/31