Entry | 1 fahatrotrahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.3] épuisement |
Examples |
4 [2.470] Na dia eo aza ny fahatrotrahana tamin' ny lahasa mafy nandritra ny andro, dia mbola miran' endrika ihany Rainitoandro mahatsinjo ny vady aman-janany iray tafasiry eo amorom-patana. |
Root | 5 trotraka |
Morphology |
|
Synonyms | 8 hatrotrahana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |