|
|
|
|

Entry1  fahavoazana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna
Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny
Explanations in English  4  [1.7] defeat, failure, misfortune
Explanations in French  5  [1.8] défaite, insuccès, malheur
Root  6  voa
Proverbs  7  Proverbs containing the word fahavoazana

Updated on 2024/12/11