|
|
|
|

Entry1  fahazavana
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7] lightness, brilliancy, light, illumination, brilliance
Explanations in French  4  [1.3#870] la lumière, la clarté
5  [1.8] lumière, clarté, illumination
Examples  6  [2.332#] Faly izahay nahita ny fahazavana.
7  [2.332#] Nisy zavatra nopihin' ilay olona anefa dia nandefa fahazavana tery amin' ny rindrina ilay milina.
Root  8  zava
Synonyms  9  hazavana
Compound words 
Titles  12  Finoana sy Fahazavana : Foi et Lumière
Proverbs  13  Proverbs containing the word fahazavana
Article  14  Randzavola: fahazavana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11