Entry | 1 hazavana |
Root | 2 zava |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 zava [1.1] |
Explanations in English |
5 lightness, brilliancy [1.7] |
Explanations in French |
6 la lumière, la clarté [1.3] 7 lumière, clarté [1.8] |
Examples |
8 Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. [2.470] 9 Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 fahazavana |
Compound words |
|
Anagrams | 17 hanazava, havazana, hazavana, zahavana |
Updated on 2023/02/18 |