|
|
|
|

Entry1  hazavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zava
Explanations in English  4  [1.7] lightness, brilliancy
Explanations in French  5  [1.3] la lumière, la clarté
6  [1.8] lumière, clarté
Examples  7  [2.470] Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho.
8  [2.499] Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany.
Root  9  zava
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Synonyms  12  fahazavana
Compound words 

Anagrams  17  hanazava, havazana, hazavana, zahavana

Updated on 2025/02/02