Entry | 1 faheniny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra) |
Examples |
4 [2.59] ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa; 5 [2.59] Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. |
Root | 6 enina, -ny |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word faheniny |
Anagrams | 8 faheniny, hafeniny, nafehiny, nahefiny |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |