|
|
|
|

Entry1  fahitana
Root  2  hita
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny maso
5  Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
6  Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
7  Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1]
Explanations in English  8  sight, vision [1.7]
Explanations in French  9  La vue, l’instrument [1.3#251]
10  la vue; une vision [1.8]
Examples  11  Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa. [2.472#]
12  Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895#]
13  Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928#]
Vocabulary  14  Biology
Analogs  15  fanamboloana, fandrenesana, fitsapana, fitsiroana
Proverbs  16  Proverbs containing the word fahitana
Article  17  Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  18  fahatany, fahitana, fitahana, hitafana, ifantaha, nahafaty, tahafina

Updated on 2023/01/21