|
|
|
|

Entry1  fitsapana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikasihana amin' ny tanana: Ny fitsapana no ahalalan' ny olombelona ny momba ny hamafy na hafanan' ny zavatra iray
Fanandramana: Efa nanaovanao fitsapana ve etỳ masinina vao namboarinao ity?
Fijerena izay tena toetran' ny zavatra iray marina, fisedrana: Ny fanadinana tsy inona fa fitsapana ny fahaizan' ny mpianatra / Mahereza fa mety ho fitsapana avy amin' Andriamanitra ihany izao voina mahazo anao izao
Famangiana amin' ny fahoriana raha misy maty, famangiana mania, fanaladiana: Efa tonga nanao fitsapana teo ve ny fokonolona?
Explanations in English  4  [1.7] the act of touching; an experiment; the sense of feeling
Explanations in French  5  [1.8] action de toucher, de palper ; expérimentation ; le sens du toucher
Vocabulary  6  Biology
Root  7  tsapa
Analogs  8  fahitana, fanamboloana, fandrenesana, fitsiroana
Compound words 

Updated on 2024/12/12