Entry | tsapa | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra Famangiana fahoriana Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1] | ||||||||||||
Examples | Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony.
[2.470] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tsapa | ||||||||||||
Entry | tsapa | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Jono hazandrano amin'ny tanana [1.78] | ||||||||||||
Anagrams | patsa, tsapa |
Updated on 2020/07/31 |