Entry 1/2 |
mitsapa
(tsapa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [1.1]
|
| [Taisaka]
Manjono amin'ny tanana [1.78]
|
Explanations in English | To touch, to feel of; to console [1.7]
|
Explanations in French | Toucher; palper; consoler [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mitsapa |
Past : |
nitsapa |
Future : |
hitsapa |
Imperative : |
mitsapà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
mitsapà
(tsapa)
|
Part of speech | imperative of active verb mitsapa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|