|
|
|
|

Entry1  tsapaina
Root  2  tsapa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina
Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e!
Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako
Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina?
Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina
Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Anagrams  11  atsapany, itsapana, tsapaina

Updated on 2025/01/21