Entry | 1 famadihana |
Root | 2 vadika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany 5 fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho: Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky 6 fiovan' ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo: Ny famadihana tanindrazana no isan' ny heloka bevava indrindra 7 fomba arahin' ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangataham-pitahiana aminy. Misy karazany roa ny famadihana: -- fitondrana ho ao am-pasan-drazana ny taolambalon' ny olona maty tany an-tany lavitra nalevina tamin' ny fasana aniritra fotsiny; -- famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na folo taona, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-drazana [1.1] |
Explanations in English |
8 the act of turning something over; treachery, treason 9 the "turning of the bones" of the dead [1.7] |
Explanations in French |
10 l'action de retourner [1.3, 1.8] 11 l’action de chavirer, de trahir, le lieu, le temps, la cause 12 action de transporter les morts dans un autre tombeau [1.3] 13 trahison 14 "retournement" des ossements des ancêtres [1.8] |
Examples |
15 Niakatra an' Antananarivo aho nony vita ny famadihana. [2.472] 16 Tsy mora ny manao raharaha, ka mbola nanangom-bola ho enti-manana ny famadihana aho. [2.529] |
Titles |
|
Updated on 2023/08/12 |