|
|
|
|

Entry1  famaranana
Root  2  farana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
5  famitana, fanaperana [1.1]
Explanations in English  6  a smoothing-knife
7  the final declaration about business that has been done. [1.2]
8  the end or finishing of something; the act of smoothing [1.7]
Explanations in French  9  la terminaison [1.3]
10  la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3]
11  action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8]
12  terminale [1.66]
Examples  13  Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra. [2.245]
14  Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606]
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Compound words 
Titles 

Anagrams  19  famaranana, fanamarana, fanaramana

Updated on 2023/08/11