|
|
|
|

Entry1  fambara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara
Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a portent
5  [1.2] an omen
6  [1.7] a sign
Explanations in French  7  [1.3#141] Présage, signe précurseur
8  [1.8] présage, ordinairement mauvais
Examples  9  [2.472#] fambara angamba iny ranomasoko iny.
10  [2.499#] Sao dia fambara ratsy izany, Rabery?
Root  11  ambara
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fambara

Updated on 2024/12/11