|
|
|
|

Entry1  famerina (verina)
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina mamerina 4  Azo averina [1.1]
Explanations in French  5  Ce qu’on peut rendre, manière de rendre [1.3#828]
Examples  6  Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao famerina. [2.928#]
7  Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#]
Morphology 
8  Simple :
Compound words 

Anagrams  10  famerina, mafireña, marifeña, mifañare

Updated on 2023/12/01