|
|
|
|

Entry1  fameriny
Part of speech  2  noun famerina and pronoun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny
Examples  4  [2.324#] Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy.
Vocabulary  5  Economy: trade
Root  6  verina

Updated on 2024/12/11