|
|
|
|

Entry1  faminaniana
Root  2  vinany
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  5  Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1]
Explanations in English  6  a prophecy [1.7]
Explanations in French  7  l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3#834]
8  prophétie [1.8]
Examples  9  Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369#]
10  momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#]
Article  11  Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany)

Updated on 2023/01/20