Entry (1/4) | 1 vinany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1] |
Explanations in English |
4 the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7] |
Explanations in French |
5 confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8] |
Vocabulary |
6 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/4) | 13 vinany |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e! 16 Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy! 17 Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1] |
Explanations in English |
18 a guess, a conjecture; a prediction [1.7] |
Explanations in French |
19 conjecture; prédiction [1.3, 1.8] 20 divination, prophétie 21 action d'estimer, de calculer peu à près [1.3] |
Examples |
22 Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471] |
Vocabulary |
23 Philosophy |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/4) | 35 vinany |
Root | 36 vina |
Part of speech | 37 noun vina and pronoun |
Explanations in English |
38 its probability [3.1] |
Explanations in French |
39 sa probabilité [3.1] |
Entry (4/4) | 40 Vinany |
Elementary words | 41 vinany |
Part of speech | 42 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
43 Geography: towns |
Anagrams | 44 niavin, nivain, nivany, vaniny, vinani, Vinany, vinany |
Updated on 2023/10/23 |