Entry | 1 mpaminany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona mahalala mialoha ny zavatra ho avy |
Explanations in English |
4 [1.7] a prophet |
Explanations in French |
5 [1.8] prophète |
Examples |
6 [2.298#] Zovy no hatoro fa olo-mpandinika ny fiainana, sy mpaminany hevitra, ary mpamantatra olona Ramalagasy? |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Root | 8 vinany |
Titles |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mpaminany |
Article |
12 Randzavola: mpaminany ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 13 mpaminany, mpanimina, mpinamany |
Updated on 2025/02/01 |
![]() |