Entry |
maminany
(vinany)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1]
|
Explanations in English | To guess; to predict [1.7]
|
Explanations in French | Deviner; prédire [1.3, 1.8]
|
| Conjecturer, prophétiser [1.3]
|
Examples | Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany
[2.296]
|
Morphology |
Present : |
maminany |
Past : |
naminany |
Future : |
haminany |
Imperative : |
maminania |
|
|