Entry | 1 lasam-binany |
Elementary words | 2 lasa, vinany |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary |
Examples |
5 Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#] |
Synonyms | 6 lasam-borona |
Updated on 2024/12/10 |