Entry | 1 famohazana |
Root | 2 foha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana [1.1] |
Explanations in French |
5 réveil, éveil [1.13] |
Examples |
6 Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. [2.529#] 7 Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. [2.296#] 8 Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. [2.245#] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 famohazana, hazomafana |
Updated on 2023/08/19 |