Entry | famoiza > famoizana (foy) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in English | Rejection, abandonment ; renunciation [1.7] | |||
Explanations in French | L’action d’abandonner, de renoncer Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana [1.3] | |||
Action de renoncer, de perdre [1.8] | ||||
Examples | dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy!
[2.59] | |||
Vocabulary | Emotions | |||
Compound words |
| |||
Entry | famoiza > famoizana (foy) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fahavakisana vay, famoahana nana [1.1] | |||
Vocabulary | Health | |||
Entry | famoiza > famoizana (foy) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay [1.1] | |||
Explanations in English | Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse. A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc. The last ceremonies performed for the dead. See afana [1.2] | |||
Vocabulary | Health ~ Religions, Beliefs | |||