|
|
|
|

Entry1  famorehana
Root  2  vorika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary
Explanations in French  5  [1.3#860] L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause
Examples  6  ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza. [2.643#]

Updated on 2024/12/11