Entry | 1 vorika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Mosavy mahafaty [1.1] |
Explanations in French |
4 Sortilège réputé mortel [Sakalava]
[1.196] |
Examples |
5 Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [2.4#98] 6 Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69#171] |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 avorik, kovary, raviko, variko, viroka, vorika |
Updated on 2020/07/31 |