Entry | 1 famoronana |
Root | 2 forona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja |
Examples |
5 Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana. [2.5] 6 Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27] |
Morphology |
|
Article |
9 Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 10 famoronana, fanamorano, fanamorona, namoforana |
Updated on 2023/01/20 |