|
|
|
|

Entry1  famosaviana
Root  2  mosavy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina
Explanations in English  5  [1.7] witchcraft, the act of casting a spell
Explanations in French  6  [1.3#446] L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice
7  [1.8] maléfice, sortilège
Examples  8  Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana. [2.424#]
9  Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra. [1.353#]
Vocabulary  10  Religions, Beliefs

Updated on 2024/12/11