|
|
|
|

Entry1  famotopotorana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanadihadiana, famakafakana
Explanations in French  4  [1.4] information
5  [1.13] enquête, sondage
Examples  6  [1.38] sady nitombo be ihany ny famotopotorana nataony tamin' ny nitsarana ny vahoaka.
7  [4.27] Miankina amin’ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan’ny famotopotorana sy fanadihadiana atao;
Root  8  fotopototra

Updated on 2024/12/07