|
|
|
|

Entry1  fampakaram-bady
Elementary words  2  fampakarana, vady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady
Explanations in English  5  [1.2] [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding.
6  [1.7] a wedding
Explanations in French  7  [1.8] mariage
Examples  8  Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#]
Synonyms  9  mariazy, fampakarana

Updated on 2024/12/10