Entry | 1 fampihavanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha |
Explanations in French |
4 [1.13] réconciliation |
Examples |
5 [2.245#] Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana. 6 [4.27#] Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. 7 [2.4#] fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. |
Root | 8 havana |
Article |
9 Randzavola: fampihavanana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |