|
|
|
|

Entry1  fampitaovana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.13] équipement
Examples  4  [1.384#] fa tsy 10% mahakasika ny entana fampitaovana.
5  [2.117#] Tafiditra ao anatin' izany fandaharan' asa izany ary lalana tsy azo ihodivirana ny fampitaovana boky sy tahirin-kevitra ara-pedagjia ny mpianatra sy ny mpampianatra.
Vocabulary  6  Economy: buildings, public works
Root  7  tao
Compound words 

Updated on 2024/12/11