|
|
|
|

Entry1  fampitodihana (todika)
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  orientation [1.13]
Examples  4  Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany. [2.606#]
Synonyms  5  fitodihana, fitarihan-dalana

Updated on 2023/01/06