Entry | 1 todika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [1.1] |
Explanations in French |
4 action de tourner la tête, de revenir vers [1.3#706] 5 orientation, sens, direction, référence [1.13] |
Examples |
6 Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona [2.131#71] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 18 atodik, tadiko, todika |
Updated on 2023/08/25 |