|
|
|
|

Entry1  mitodika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy
Explanations in English  4  [1.7] to turn to look; to turn around, to turn toward something
Explanations in French  5  [1.8] tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose
6  [1.13] s'orienter vers, se diriger vers
Examples  7  [2.471] Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko.
8  [2.472] tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana.
Root  9  todika
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mitodika

Updated on 2024/12/11