Entry | 1 todihina |
Root | 2 todika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa [1.1] |
Explanations in English |
5 to be looked at by turning [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on regarde en se retournant [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word todihina |
Anagrams | 12 hatodiny, hitodian, hodi-tany, hoditian, hoditina, hotadiny, itodihan, nitodiha, todihina |
Updated on 2023/01/20 |