Entry | 1 fampitoviana |
Root | 2 tovy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] fandraisana ho mitovy sata |
Explanations in French |
5 [1.13] assimilation |
Examples |
6 [2.366#] Manampy izany ny fampitoviana torosy 7 [2.606#] famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. 8 [1.316#] Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |