|
|
|
|

Entry1  fampivoarana
Root  2  voatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13.mg#49] fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra
Explanations in French  5  [1.13.fr#49] développement
Examples  6  [2.366#] Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany?
7  [1.320#] Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa.
Vocabulary  8  Economy: finances, management
Compound words 

Updated on 2024/12/11